Culte 14/08/2022
Miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy
Misokatra hatrany ny Fiangonantsika alahady ho avy izao, izany dia hanomboka amin'ny 11 ora toy ny mahazatra, hisy ny fandraisana fanasan'ny Tompo ka dia efa mampiomana antsika rehetra amin'izany.
Tahin'i Jesosy