Isan-telo Volana Marseille 18/09/2022
Salama
Koa satria hihidy ny Fiangonana alahady ho avy izao nohon'ny fisian'ny isan-telovolana any Marseille dia manasa antsika izay manampikasana hanotrona izany fotoana izany mba hampandre ny tompon'andraikitra azahoana manao ireo fandaminana.
Toy izao ny programa :
Asabotsy amin'ny 3 ora sy sasany fanombohana, hisy ny fampianarana Soratra Masina ary hisy ihany koa ny asa sy fampaherezana.
Alahady amin'ny 9 ora Saloma, amin'ny 10 ora sy sasany fanombohan'ny fotoam-pivavahana litorjika.
Entanina arak'izany isika rehetra mba samy ho tonga maro.
Manao veloma finaritra homban'ny fitahian'i Jesosy