SALOMA
Miarahaba antsika SALOMA sy raiamandreny rehetra tompoko.
Arakin ny tapakin ny Komity sy ny Raiamandreny Pasitora dia ny Alahady ao aorianan ny isan-3-volana no manomboka ny activité ny sampana rehetra. Isika Saloma kosa anefa dia nahazo alalana hanao pré-rentrée ny Alahady zao ka afaka tonga @ 10 toa ny mahazatra ireo zanatsika hanatanterahina izany. (ny 12/09/22 ao @ CUP)
Tahian i Jesosy tompoko.
Ny Filoha Saloma, Lanto