Programa 15-16/10/2022

Salama tompoko 

Toy izao ny fotoantsika week-end ho avy izao:

 - Ny asabotsy dia hisy fotoam-pifohazana ao amin'ny chapelle izay hanomboka à 17h.

 - Ny alahady dia fotoam-pivavahana litorjika izay hanomboka à 11h. Mampiomana antsika ihany amin'io alahady io fa hisy ny fampianarana Soratra Masina izay ho entin'i Pastora toy ny mahazatra momban'ny famelankeloka mialohan'ny culte, hanomboka à 10h izany.

Hisy ihany koa kitapo hiarahantsika hiombona amin'ny famenoana ny retraiten'i Pastora Flavien 

Manantena antsika rehetra tompoko hiomana sy ho tonga hiara-hanotrona izany fotoana izany ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany. 

Tahin'i Jesosy