Salama tompoko Hoy ny Tenin'Andriamanitra: " Fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra." II Kor.9, 7b Misaotra an'i Jesosy no misaotra antsika Fiangonana tompoko tamin'ny fahavitan'ny alahadin'ny Pastora, alahady lasa teo. Tsy voavalinay izany tompoko fa dia Andriamanitra tompon'ny harena hanonotra ny laninareo aminay, mankasitraka indrindra tompoko 🙏. Manarak'izany dia isan-telovolana isika ny week-end ho avy izao eny amin'ny salle Tourrière 14 rue des escholiers 34430 Saint Jean de védas, toy izao ny programa: Asabotsy : - 12h fiaraha-misakafon'ny komitin'ny fileovana ary 13h fivoriana - 15h ny fivorian'ny komitin'ny sampana tsirairay eo amin'ny fileovana, ampiomanina manokana ny sampana FDL fa hatsangana amin'io ny komitin'izany sampana izany eo anivon'ny fileovana ka dia manantena antsika solotena avy eto amin'ny Montpellier. - 16h ny fanomboan'ny fotoana, fampianarana Sorat