Fankalazana ny Noely 2022
Salama
Araky ny efa fantatsika dia andro Noely alahady ho avy izao, ny fotoam-pivavahana litorjika dia hanomboka amin'ny 10 ora sy sasany maraina, hisy ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo izay ampiomanina antsika.
Ny asabotsy kosa dia ny fankalazana ny sasa-kalina izay hanomboka amin'ny 7 ora hariva.
Manao veloma finaritra homban'ny fitahian'i Jesosy