Vaovao Saloma
Miarahaba antsika rehetra @ anaran'i Jesosy tompoko.
* Mampahatsiahy antsika fa ny Asabotsy 17 ho avy izao @ 3 ora ao @ CUP no hanatanterahana ny répétition fankalazana Noelin ny Saloma.
* Amin 'izany dia hisy goûter kely haroso.
*Afaka tonga miaraka am accessoires de Noël koa isika raha tiantsika sy ny ankizy (pulls, bonnets sns).
* Ny Alahady 18 kosa dia mbola hitohy am 10 ora ny répétition ary hisy ny vokatra hotanterahina ho an' ny Sekoly Alahady.
* Aza hadino ny mampandre raha misy ny tsy fahafahana azafady mba hahazoanay mandamina ny organisation.
Mankasitraka sahady sy
Manantena antsika tompoko.
Tahian'i Jesosy.
Lanto, Filoha MSA