Arahabaina !
Hoy i Jehovah Andriamanitra :
"Aza matahotra hianao, fa efa nanavotra anao Aho, efa niantso ny anaranao Aho, Ahy hianao." Isaia 43, 1b
Izany Tenin'Andriamanitra izany no entinay mianankavy miarahaba antsika isan-tokantrano hamakivakiantsika indray ity taona 2023 ity. Ho taon-jina ho anao sy ankohonanao anie ity taom-baovao 2023 ity.
Mirary ny fitahian'i Jesosy hatrany 🙏